jeudi 17 mai 2012

Tononkira Dady love - inty aho

Dady love - Inty aho

Tompo o! aiza moa ianao fa resy aho
Fa toa haizina ny lalana izay alehako
Noheveriko fa hahatsara ahy

mercredi 29 février 2012

vendredi 2 septembre 2011

Tena mahafinaritra ity horonantsary malok'ila ity!

Efa marobe ireo horonan-tsary malagasy efa hitako hatramin'ny naha olona ahy, fa ny malok'ila izay ahita an'i Rajao sy i Pasitera no tena nanamarika ahy hatramin'izao.