Mpakafy malok'ila misy an'i Rajao!
vendredi 2 septembre 2011
Tena mahafinaritra ity horonantsary malok'ila ity!
Efa marobe ireo horonan-tsary malagasy efa hitako hatramin'ny naha olona ahy, fa ny malok'ila izay ahita an'i Rajao sy i Pasitera no tena nanamarika ahy hatramin'izao.
Plus d'infos »
Articles plus récents
Accueil
Inscription à :
Articles (Atom)